Teny iditra piova (ova)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Ce qui change [1.68]

Teny iditra -piova- (ovaka, ova)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fiovaka sy fiovana

Teny iditra -piova (ova)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fiova
Ohatra Ahariharin'ity fandinihana ny beko ity ny herin'ny riba baikoin'ny haitao efa lasa aloha ao anatin'ny toekarena matanjaka sady haingam-pandroso niainga tao amin'ny finoana kristiana, sy ny fanindriany ny riba velomin'ny toekarena sy haitao mbola marefo, miadam-piova ary tsy kristiana. [2.606]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31