|
|
|
|

Teny iditra 1  pitihina
Fototeny  2 pitika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza olona na zavatra izay voan' ny rano mifantsitsitra: Pitihin' ny rano eo ianao fa mihataha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20