|
|
|
|

Teny iditra 1  pitsohina
Fototeny  2 pitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (taolana) Esorina amin' ny toerany
9 (varavarana) Vohana an-terisetra tsy misy fanalahidy: Pitsohy ity varavarana ity fa very ny fanalahidy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20