Teny iditra plaky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Takela-by misy filazana
Takela-pitaratra rakotra zavatra natao ho mora handray hazavana, fampiasa amin' ny fakan-tsary fotografia [1.1]
 Takelaka na velatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Plaque [1.13]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: plaque.

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11