Teny iditra planety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. planète] Ireo vongana goavana (anisan' izany ny tany) entin' ny herin' ny masoandro manodidina azy ary mandray hazavana avy aminy: Misy sivy ny planety fantatra hatramin' izao [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: planète.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31