Teny iditra | plastika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. plastique] Zavatra amboarina amin' ny fomba simika, izay manify sy tantera-pahazavana nefa mafy, anaovana harona na fitoeran-javatra na karazandamba koa aza [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: plastique. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |