Teny iditra pne
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. pneu] Fingotra mafy vita boribory misy fingotra manify mibontsin-drivotra ao anatiny, fanaovana kodiaran' ny fiarakodia sy ny fiaramanidina [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: pneu.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31