Teny iditra poirina (poitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Loarana avy any anaty zavatra mba hiseho: Poiro amin' ny fangady io vato io
Esorina amin-kery: Poirina ny hidin-trano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : poirina, poiriko, poirinao, poiriny, poirintsika, poirinay, poirinareo, poirin', poirin-, poirim-, poiri-
Ny lasa : nopoirina, nopoiriko, nopoirinao, nopoiriny, nopoirintsika, nopoirinay, nopoirinareo, nopoirin', nopoirin-, nopoirim-, nopoiri-
Ny hoavy : hopoirina, hopoiriko, hopoirinao, hopoiriny, hopoirintsika, hopoirinay, hopoirinareo, hopoirin', hopoirin-, hopoirim-, hopoiri-
Filaza mandidy : poiro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20