|
|
|
|

Teny iditra 1  poretina
Fototeny  2 poritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha
9 Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be squeezed; to be constrained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on presse, qu'on contraint [1.8]
Ohatra  12  Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy. [2.472#153]
Tsipelina hafa  13 poritina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22