|
|
|
|

Teny iditra1  porotaka
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Enti-milaza ny kibo be matavy mirotaka na mitambotsotra midina. [1.1]

Fivaditsoratra  7  porotaka, takoropa, tokopara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31