|
|
|
|

Teny iditra 1  potehina
Fototeny  2 potika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao motika, atao torotoro: Nopotehiny ny bokiko ka tsy manaiky aho
9 Alaina baraka: Nopotehiny ny lazan' ny rahalahiny, tamin' ny endrikendrika sy ny fosafosa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be broken into small pieces [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on casse, qu'on brise en petits morceaux [1.8]
Tovy hevitra  12 potipotehina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22