Teny iditra | proma | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany:
Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto, nefa tsy nety nijanona na dia minitra iray akory aza hijerena izay kanety nahazo proma (Raharolahy) Ny mitarika ny lalao eo am-piandohana: Mbola aorianako ialahy fa izaho ny proma [1.1] | |
Fivaditsoratra | proma, rompa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |