|
|
|
|

Teny iditra1  raba
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4  Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3]
Tovy hevitra  6  rabaraba
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  Bara, bara, raba

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12