Teny iditra | raba | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | rabaraba | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
![]() |