Teny iditra | 1 rabaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fidirana an-kasahiana amin-javatra iray, fanaovan-javatra an-kasahiana be loatra, fitsofohana ao anaty... |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#496] Action de s'introduire avec hardiesse, de pénétrer dans, d'agir témérairement, de plonger, d'enfoncer dans |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 11 arabak, Bakara, baraka, baràka, karaba, rabaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |