|
|
|
|

Teny iditra1  Rabetokotany Jean-Baptiste
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [2.313] mpanoratra sy mpampianatra katolika tsy vitsy mpahalala ary maro mpitia
Voambolana  4  Haisoratra: mpanoratra
Singan-teny  5  Rabetokotany, Jean, Baptiste
Asa navoany  6  1914 Hanim-pito loha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10