Teny iditra | rada | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitenitenenam-poana tsy misy antony; firediredena Fitenenana miahotrahotra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Flutter, confusion, distraction of mind, a hasty and indistinct mode of expression. [1.2] | ||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | radarada | ||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |