|
|
|
|

Teny iditra1  Radama I
Singan-teny  2  Radama, I
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  4  Tantara: olona
Fanazavàna teny malagasy  5  Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828)
6  Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona. Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny. Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo. Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran' Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama. ... [2.113]
Ohatra  7  Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I. [2.508#508]
8  Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. [2.113#93]
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana
Sary 
13 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20