Teny iditra rahana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny hodiny ka hahazoana mitoto azy na hanakanana azy tsy ho vaky vazana na hitsimoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Bouillis, comme le riz et les grains qui ne sont pas tout à fait mûrs, afin de pouvoir les piler ou d'en empêcher la germination [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : rahana, -drahana
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31