Teny iditra | 1 rahana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny hodiny ka hahazoana mitoto azy na hanakanana azy tsy ho vaky vazana na hitsimoka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 bouillis, comme le riz et les grains qui ne sont pas tout à fait mûrs, afin de pouvoir les piler ou d'en empêcher la germination [1.3] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Fivaditsoratra | 15 arahan, harana, haraña, nahara, naraha, rahana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |