|
|
|
|

Teny iditra1  raharahaina
Fototeny  2  raharaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karakaraina: Tsy noraharahainy ny fambolena nataony ka levona fotsiny
Atao ho zavatra: Tonga teo aho fa tsy noraharahainy akory
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be made a matter of business
6  [1.7] to be directed, to be looked after (ot business affairs, etc.)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on dirige, qu'on surveille
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny raharahaina io

Fivaditsoratra  13  iraharahana, raharahaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21