|
|
|
|

Teny iditra1  rahavana
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  "Raha ho faty rahavana, matesa raomby, raha ho faty aho, matesa rahavana"; [2.324]
4  Raha ho faty aho matesa rahavana ary raha ho faty rahavana matesa ny omby raha izahay sy ny zanako no hisaraka mikatona ny tany aman-danitra raha ny olona iray no tsy tia dia hitoto koba aho hatavy [2.131]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny rahavana io

Fivaditsoratra  8  rahavana, ravahana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31