Teny iditra | raike | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Iray, tokana: Ba añapetraho raike aho laha mienga anao (mba ametraho iray aho raha lasa ianao) [1.78] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raike io | ||||||
Fivaditsoratra | areky, arike, erika, irake, raike, riake |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |