Teny iditra | Ramaka (ra-, aka) | |
Sokajin-teny | anarana hita ao amin' ny ohabolana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' olo-nalaza fahiny ho mpandoro trano Fitenenana: Nandalo Ramaka ka may ny tanàna [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Maka (aka), to fetch.] The name of a mythical incendiary. [1.2] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Ramaka io | |
Fivaditsoratra | kamara, karama, makara, Ramaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |