Teny iditra | 1 ramanavy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: mampinono |
Fanazavàna teny malagasy |
4 anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1] |
Tovy hevitra | 5 manavy |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny ramanavy io |
Fivaditsoratra | 7 ramanavy, Ramavany |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |