Teny iditra | 1 ra mandriaka |
Singan-teny | 2 ra, mandriaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao |
Ohatra |
5 " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |