Teny iditra (1/2) | 1 ramangorona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona |
Voambolana |
4 Haizavamaniry: ahitra |
Singan-teny | 5 ra, mangorona |
Mpanahaka | 6 mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra, ambatofotsikely |
Teny iditra (2/2) | 7 ramangorona |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2] A mythical person. |
Voambolana |
11 Fivavahana, finoana |
Singan-teny | 12 ra, mangorona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |