Teny iditra | 1 rambasana |
Fototeny | 2 ramby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Samborina tampoka ary an-keriny amin' ny nify: Norambasan' ny alika ny vody pataloan' Ibalita [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny rambasana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |