|
|
|
|

Teny iditra1  rambiazina
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Zavamaniry mitsabo
Fanazavàna teny malagasy  4  Anaran-javamaniry madinika izay manipofona ny raviny rehefa kosokosehina, fanao tambavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a sweet-scented shrub used as a disinfectant. Stenocline incana (?) Baker. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  (déformation du nom précédent, ou de rambazina). Helichrysum bracteiferum (DC) Humbert et Helichrysum gymnocephalum (DC) Humbert (Asteraceae). On donne aussi plus rarement ce nom à Vernonia trinervis Drake (Asteraceae). Toutes plantes à essence et médicinales. Malzac écrit « arbuste odoriférant », ce qui est exact. Mais aussi « espèce de Sauge », ce qui est erroné. [Merina] [1.196]
[Sihanaka]
[Bezanozano]
[Betsileo]
Ohatra  7  Ny rambiazina no mamerovero an-tanety
ny tongolo no manitra voasary
[2.131]
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/07