|
|
|
|

Teny iditra1  rameva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A camel. See angamenavava, angamia
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] chameau
Voambolana  6  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  7  angamenavava, angamia
Lahatsoratra  8  Randzavola: rameva ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02