Teny iditra | 1 ramirondra |
Fototeny | 2 ra-, rondra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Anaran-javamaniry eny amin' ny vatan' ny namany no aniriany. (Rhipsalis cassutha) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 A parasitic shrub. Rhispalis cassutha, Goertn. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 (de ra : préfixe de respect ; et mirondra : avoir un accès de folie). Rhipsalis cassytha Gaertn. (Cactaceae). Nom malgache déjà signalé par Malzac. Cette curieuse cactée épiphyte passe pour calmer les accès de folie. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |