|
|
|
|

Teny iditra1  ramitambina
Singan-teny  2  ra-, mitambina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anaran-javamaniry hita maniry eny ambonin' ny angavodiana. (Loranthus) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a parasitic plant found on the angavodiana. (Vak. Ank. ) Loranthus sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de mitambina : action de soutenir quelqu'un pendant sa maladie, de le soulager). D'après Malzac : « Plante parasite qui pousse sur l' angavodiana ; espèce de Loranthus sp. ». [Merina] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/05