|
|
|
|

Teny iditra1  ramole
Fototeny  2  ra-, mole
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Biby sahala amin' ny soavaly, avy amin' ny fampiarahana ny ampondra lahy sy ny soavaly vavy (fiteny koa ny hoe Mole)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.13] mulet
Voambolana  6  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  7  mole

Fivaditsoratra  8  oleram, ramole

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21