|
|
|
|

Teny iditra Ranaivo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1Teto indrindra, Ranaivo, hoy Rasolo. [2.324]
2Rambolo soa fa nidioka
ary Ranaivo ratsy fa niavona
samy kely be ditra
ka aoka hisara-potsiny ihany
[2.131]
Mpanahaka  Raivo

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16