Teny iditra | rañaotsy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Tovy hevitra ara-paritany | ranao, ranaotra, rañaotse, rañaotsy, reninjanaky, renizanaky, zaobavy | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Zaobavin-dehilahy [1.78] | ||
[Tanosy] zaobavy [1.78] | |||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | anatsiro, anatsory, asatrony, asitrano, atrosina, isantaro, itrosana, itsorana, rañaotsy, ranitsoa, sanatrio, sinaotra, soritana, torin' asa, trosaina |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27 |
![]() |