|
|
|
|

Teny iditra 1  randranina
Fototeny  2 randrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be plaited, to be twisted. [1.2]
10 to tie braided [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on entrelace, qu'on dispose habilement [1.3#506]
12 qu'on tresse [1.8]
Ohatra  13  randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48#74]
14  Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara. [1.437#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe randranina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20