Teny iditra | ranga maso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3] | |
Ohatra | Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;
[2.472] | |
Tovy hevitra | ranga sofina | |
Teny fotony | ranga, maso | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07 |
![]() |