|
|
|
|

Teny iditra 1  rangaranga
Fototeny  2 ranga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  6 [duplicatif] [1.3#507]
Ohatra  7  Soa rangaranga ny tandrony; [2.69#253]
8  Nisakafo tsy rangaranga izahay, satria toa ho tonga ihany izato nandrasana. [2.332]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe rangaranga

Fivaditsoratra  10 ngarangara, rangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20