|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  rangitana
Fototeny  2 rangitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be sharpened, to be made pointed. [1.2]
Ohatra  10  ary dia no rangitana ny loha ny rova natao maranitra, ary dia lanimena nitotoan'azy, dia natao mafy [2.48#144]

Teny iditra (2/2) 11  rangitana
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sihanaka] forana [1.78]

Fivaditsoratra  14 itrangana, rangitana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20