|
|
|
|

Teny iditra1  rano an-tsahafa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Business of agreements made by persons as to the place of doing something [1.2]
Singan-teny  5  rano, sahafa

Fivaditsoratra  6  fanasatrohana, rano an-tsahafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16