|
|
|
|

Teny iditra 1  ranoina
Fototeny  2 rano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga rano, levonina anaty rano: Betsaka ny fanafody no ranoina vao hanina [1.1]

Fivaditsoratra  9 anarony, 10 anorany, 11 anorina, 12 ironana, ranoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04