|
|
|
|

Teny iditra1  rano mavo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fotoana mahamavo ny rano eny an-tsaha (manetsa, mihosy)
Voambolana  4  Fotoana
Singan-teny  5  rano, mavo

Fivaditsoratra  6  Mavorano, mavorano, rano mavo

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11