Teny iditra | 1 ranon' ampango |
Singan-teny | 2 rano, ampango |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ranovola [Sihanaka]
[1.78] 5 rano nampangotrahina miaraka amin' ny ampango ka manjary mivolom-bolamena antitra ary fisotro manana tsiro sy hanitra manokana (atao koa hoe ranovola) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 the water poured on the rice ventin-ampango. 7 Water added to the rice which adheres to the sides of the pot in cooking. [1.2] 8 water poured on the burnt rice and used as a drink; also called ranovola [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 eau chauffé dans un pot avec le ampango ; on dit aussi ranovola [1.8] 10 (de ampango : croûte qui reste adhérente à la marmite après la cuisson du riz). Nom de la boisson obtenue en faisant bouillir de l'eau avec la croûte de riz qui reste adhérente à la marmite. Encore appelée ranovola. On la boit traditionnellement à la fin du repas. [Merina] [1.196] |
Tovy hevitra | 11 ranovola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |