|
|
|
|

Teny iditra1  ranon' ampango
Singan-teny  2  rano, ampango
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [ranonampango] ranovola [Sihanaka] [1.78]
5  rano nampangotrahina miaraka amin' ny ampango ka manjary mivolom-bolamena antitra ary fisotro manana tsiro sy hanitra manokana (atao koa hoe ranovola) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  [ranon-ampango] the water poured on the rice ventin-ampango.
7  [ranon-ampango] Water added to the rice which adheres to the sides of the pot in cooking. [1.2]
8  water poured on the burnt rice and used as a drink; also called ranovola [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  eau chauffé dans un pot avec le ampango ; on dit aussi ranovola [1.8]
10  (de ampango : croûte qui reste adhérente à la marmite après la cuisson du riz). Nom de la boisson obtenue en faisant bouillir de l'eau avec la croûte de riz qui reste adhérente à la marmite. Encore appelée ranovola. On la boit traditionnellement à la fin du repas. [Merina] [1.196]
Tovy hevitra  11  ranovola

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01