|
|
|
|

Teny iditra1  ranonerika
Singan-teny  2  rano, erika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Orana manify mifafifafy kely madinika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Drizzle.
Voambolana  6  Haitoetrandro

Fivaditsoratra  7  ankorerany, ranonerika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21