Teny iditra | 1 rano vaky |
Singan-teny | 2 rano, vaky |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 rano mivily amin' ny tsy lalany noho ny fefiloha simba [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 An inundation from the bursting of an embankment 6 fig. a joining of many people to do some pressing work [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Un malheur public est comme l' eau qui brise les digues et déborde [2.415#2657] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 Ovankary, rano vaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |