|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  raondriana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 monsieur [1.3]
Ohatra  7  Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy
miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[2.131]
8  Na ny rado na ny voahangy, mora very, raondriana; [2.1022]
9  raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady? [2.996]
Voambolana  10  Teny fanajana

Teny iditra (2/2) 11  raondriana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 Nom des Orchidées d'après les forestiers malgaches. Voir * la brochure sur les espèces protégées : « Zava-boahary Malagasy », 1978. [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  15 ariandrano, raondriana, 16 roandriana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20