| Teny iditra | 1 rarangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Hazakazaka fanaon' ny mpilanja filanjana
6 Hazakazaka mafy: Ireo onja vaventy, toa revo misangy, / Mamelon-drarangy (Jean Narivelo) [1.1] 7 hazakazaka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 course
[1.13] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe rarangy |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|