|
|
|
|

Teny iditra1  Ravalison Edmond
Singan-teny  2  Ravalison, Edmond
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  4  Tantara: olona
5  Haisoratra: mpanoratra
Ohatra  6  Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285]
7  Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra [2.313#126]
Asa navoany  8  Andriamatoa Ratsilefilaza
9  Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety
Tsanganana sy sary iray takila  10  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20