Teny iditra ravim-borondra
Singan-teny ravina ; vorondra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Ravim-bomanga: Maha vekaña koa ron-dravim-borondra: hariana rom-bakitratra ko hinomina rom-bovotane (mampisalasala toy ny rom-bomanga: hariana java-manasatra ka hosotroina ranom-potaka) [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26